Vita soa aman-tsara ny Mission tany Liban

Isaorana lehibe ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny mission tany Liban izay niarahana tamin’ny fiangonana AGAPE maneran-tany.

Niara-nirodona nankany antoerana ny mpanompon’Andriamanitra pasteur Mario Razafimanjato sy ny ekipany nanao fitoriana filazan-tsara tany antoerana araka ny sary eo ambany.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *